<-
->

Jer / Jr 26:19 Did Hezekiah king of Judah and all Judah put him at all to death? did he not fear the Lord, and besought the Lord, and the Lord repented him of the evil which he had pronounced against them? Thus might we procure great evil against our souls. Moa namono azy va Hezekia, mpanjakan' ny Joda, sy ny Joda rehetra? Tsy natahotra an' i Jehovah va izy ka nifona tamin' i Jehovah, ka dia nanenenan' i Jehovah ny loza izay efa nolazainy hamelezany azy? Fa isika kosa izao dia mila hampidi-doza lehibe amin' ny tenantsika. Ka moa namono azy va Ezekiasa sy Jodà rehetra? Tsy natahotra an' ny Tompo ahay va izy ireo? Tsy nifona tamin' ny Tompo va izy? Dia nanenenan' ny Tompo ny loza nolazainy hamelezana azy ireo. Ary isika kosa ve, hanao heloka be vava, hampidi-doza amin' ny fanahintsika? Est-ce que pour cela Ezéchias, roi de Juda, et tout Juda l' ont fait mourir? N' ont-ils pas plutôt ressenti la crainte de Yahvé et ne l' ont-ils pas imploré, de telle sorte que Yahvé se repentit du malheur qu' il avait prononcé contre eux? Et nous, nous nous chargerions d' un si grand crime!"