<-
->

Jer / Jr 26:20 And there was also a man that prophesied in the name of the Lord, Urijah the son of Shemaiah of Kirjathjearim, who prophesied against this city and against this land according to all the words of Jeremiah. Ary nisy lehilahy anankiray koa izay naminany tamin' ny anaran' i Jehovah, dia Oria, zanak' i Semaia, avy any Kiriata-jearima, izay naminany loza ho amin' ity tanàna sy ity tany ity araka izany teny rehetra nataon' i Jeremia izany koa. Nisy lehilahy anankiray koa, naminany tamin' ny anaran' ny Tompo, dia Oria, zanak' i Semeia, avy any Kariatiarima; izay novinanin' i Jeremia indrindra no novinaniny, hanjo an' ity tanàna ity, sy ity tany ity. Il y eut encore un homme qui prophétisait au nom de Yahvé; c'était Uriyyahu, fils de Shemayahu, originaire de Qiryat-Yéarim. Il prophétisa contre cette ville et ce pays dans les mêmes termes que Jérémie.