<-
->

Jer / Jr 26:24 Nevertheless the hand of Ahikam the son of Shaphan was with Jeremiah, that they should not give him into the hand of the people to put him to death. Nefa ny tànan' i Ahikama, zanak' i Safana, dia nomba an' i Jeremia mba tsy hanolorana azy ho eo an-tànan' ny vahoaka hovonoiny. Fa ny tànan' i Ahikama zanak' i Safana kosa dia nanohana an' i Jeremia. Ka tsy natolotry ny vahoaka hovonoin-ko faty izy. Jérémie, lui, fut protégé par Ahiqam, fils de Shaphân, si bien qu' il ne tomba pas aux mains du peuple pour être mis à mort.