<-
->

Jer / Jr 26:9 Why hast thou prophesied in the name of the Lord, saying, This house shall be like Shiloh, and this city shall be desolate without an inhabitant? And all the people were gathered against Jeremiah in the house of the Lord. Nahoana ianao no naminany tamin' ny anaran' i Jehovah hoe: Ho tahaka an' i Silo ity tanàna ity, ary ho lao ity tanàna ity, ka tsy hisy mponina? Ary ny vahoaka rehetra dia nitangorona tamin' i Jeremia tao an-tranon' i Jehovah. Ahoana no aminanianao amin' ny anaran' ny Tompo hoe: Ho tahaka an' i Silao ity trano ity, ary ho lao tsy misy mponina ity tanàna ity? - Dia nitangoronan' ny olona rehetra tao an-tranon' ny Tompo Jeremia. Pourquoi as-tu fait au nom de Yahvé cette prophétie : Ce Temple deviendra comme Silo et cette ville sera une ruine, inhabitée?" Et tout le peuple s' attroupa autour de Jérémie au Temple de Yahvé.