<-
->

Jer / Jr 27:21 Yea, thus saith the Lord of hosts, the God of Israel, concerning the vessels that remain in the house of the Lord, and in the house of the king of Judah and of Jerusalem; eny, izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro, Andriamanitry ny Isiraely, ny amin' ny fanaka izay sisa ao an-tranon' i Jehovah sy ao an-tranon' ny mpanjakan' ny Joda sy ato Jerosalema: Fa izao no lazain' ny Tompon' ny tafika, Andriamanitr' Israely, ny amin' ireo fanaka sisa ao an-tranon' ny Tompo, sy ao an-tranon' ny mpanjakan' i Jodà ary ao Jerosalema: Oui, ainsi parle Yahvé Sabaot, le Dieu d' Israël, au sujet des ustensiles qui restent dans le Temple de Yahvé, dans le palais royal de Juda et à Jérusalem