<-
->

Jer / Jr 27:6 And now have I given all these lands into the hand of Nebuchadnezzar the king of Babylon, my servant; and the beasts of the field have I given him also to serve him. Ary ankehitriny Izaho dia efa nanolotra ireto tany rehetra ireto ho eo an-tànan' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, mpanompoko; eny, na dia ny bibi-dia aza dia efa nomeko hanompo azy koa. Koa ankehitriny, efa natolotro eo an-tànan' i Nabokodonozora, mpanjakan' i Babilona, mpanompoko, ireto tany rehetra ireto; nomeko azy mbamin' ny biby any an-tsaha aza, hanompo azy. Or présentement, j' ai remis tous ces pays aux mains de Nabuchodonosor, roi de Babylone, mon serviteur; j' ai mis à son service même les bêtes des champs.