<-
->

Jer / Jr 27:8 And it shall come to pass, that the nation and kingdom which will not serve the same Nebuchadnezzar the king of Babylon, and that will not put their neck under the yoke of the king of Babylon, that nation will I punish, saith the Lord, with the sword, and with the famine, and with the pestilence, until I have consumed them by his hand. Ary izay firenena na fanjakana tsy mety manompo an' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, ary tsy mety mampiditra ny vozony eo amin' ny ziogan' ny mpanjakan' i Babylona, dia hovaliako amin' ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana izany firenena izany, hoy Jehovah, ambara-pandringako azy amin' ny tànany. Izay firenena amam-panjakana tsy mety manaiky azy, dia Nabokodonozora, mpanjakan' i Babilona, sy tsy hanao ny vozony ho eo ambanin' ny jiogan' ny mpanjakan' i Babilona, io firenena io dia hovangiako amin' ny sabatra, amin' ny mosary, amin' ny pesta, - teny marin' ny Tompo, - mandra-pandringako azy amin' ny tànany. La nation ou le royaume qui ne servira pas Nabuchodonosor, roi de Babylone, et n' offrira pas sa nuque au joug du roi de Babylone, c' est par l'épée, la famine et la peste que je visiterai cette nation oracle de Yahvé jusqu'à ce que je l' aie achevée par sa main.