<-
->

Jer / Jr 28:14 For thus saith the Lord of hosts, the God of Israel; I have put a yoke of iron upon the neck of all these nations, that they may serve Nebuchadnezzar king of Babylon; and they shall serve him: and I have given him the beasts of the field also. Fa izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Zioga vy no nataoko tamin' ny vozon' ireto firenena rehetra ireto mba hanompoany an' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, ka dia hanompo azy izy; eny, na dia ny bibi-dia aza dia nomeko azy koa. Satria izao no lazain' ny Tompon' ny tafika, Andriamanitr' Israely: Asiako jioga vy ny vozon' ireo firenena rehetra ireo, mba hanekeny an' i Nabokodonozora, ka dia hanaiky azy izy ireo efa nomeko azy mbamin' ny biby any an-tsaha. Car ainsi parle Yahvé Sabaot, le Dieu d' Israël : C' est un joug de fer que je mets sur la nuque de toutes ces nations, pour les asservir à Nabuchodonosor, roi de Babylone. Elles lui seront asservies et je lui ai livré même les bêtes des champs. "