<-
->

Jer / Jr 28:6 Even the prophet Jeremiah said, Amen: the Lord do so: the Lord perform thy words which thou hast prophesied, to bring again the vessels of the Lord' s house, and all that is carried away captive, from Babylon into this place. Eny, amena! hoy Jeremia mpaminany; hataon' i Jehovah anie izany! hotanterahin' i Jehovah anie ny teninao, izay novinaninao ny amin' ny hampodiana ny fanaky ny tranon' i Jehovah mbamin' ny babo rehetra hiala any Babylona ka hiverina ho amin' ity tanàna ity indray. ka hoy Jeremia mpaminany: Amena! Hataon' ny Tompo anie izany! Ho tanterahan' ny Tompo anie ny teny vao avy novinaninao, amin' ny famerenany avy any Babilona ny fanaky ny tranon' ny Tompo mbamin' ny babo rehetra, ho amin' ity fitoerana ity indray. Le prophète Jérémie dit : "Amen! Qu' ainsi fasse Yahvé! Qu' il accomplisse les paroles que tu viens de prophétiser et fasse revenir de Babylone tous les ustensiles du Temple de Yahvé ainsi que tous les déportés.