<-
->

Jer / Jr 29:1 Now these are the words of the letter that Jeremiah the prophet sent from Jerusalem unto the residue of the elders which were carried away captives, and to the priests, and to the prophets, and to all the people whom Nebuchadnezzar had carried away captive from Jerusalem to Babylon; Ary izao no fitenin' ny taratasy izay nampitondrain' i Jeremia mpaminany avy tany Jerosalema ho any amin' ny sisa amin' ny loholona voababo sy ho amin' ny mpisorona sy ny mpaminany ary ny vahoaka rehetra, izay nobaboin' i Nebokadnezara ka nentiny avy tany Jerosalema ho any Babylona Izao no teny voasoratra ao amin' ny taratasy nampitondrain' i Jeremia mpaminany, avy any Jerosalema, ho any amin' ireo sisan' ny loholona voababo, ho an' ny mpisorona amam-paminany mbamin' ny vahoaka rehetra, nentin' i Nabokodonozora avy any Jerosalema ho any Babilona; Voici le texte de la lettre que le prophète Jérémie expédia de Jérusalem à ceux qui restaient des anciens en déportation, aux prêtres, aux prophètes et à tout le peuple, que Nabuchodonosor avait déportés de Jérusalem à Babylone.