<-
->

Jer / Jr 29:20 Hear ye therefore the word of the Lord, all ye of the captivity, whom I have sent from Jerusalem to Babylon: Koa mihainoa ny tenin' i Jehovah, ianareo babo rehetra izay nesoriko tany Jerosalema ho atý Babylona. Koa mihainoa ny tenin' ny Tompo, hianareo rehetra, babo nalefako avy aty Jerosalema ho any Babilona! Quant à vous, les déportés, que j' ai envoyés de Jérusalem à Babylone, écoutez tous la parole de Yahvé!