<-
->

Jer / Jr 29:21 Thus saith the Lord of hosts, the God of Israel, of Ahab the son of Kolaiah, and of Zedekiah the son of Maaseiah, which prophesy a lie unto you in my name; Behold, I will deliver them into the hand of Nebuchadrezzar king of Babylon; and he shall slay them before your eyes; Izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro, Andriamanitry ny Isiraely, ny amin' i Ahaba, zanak' i Kolaia, sy ny amin' i Zedekia, zanak' i Mahaseia, izay maminany lainga aminareo amin' ny anarako: Indro, hatolotro eo an-tanan' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, izy, ka dia hovonoiny eo imasonareo. Izao no lazain' ny Tompon' ny tafika, Andriamanitr' Israely, ny amin' i Akaba zanak' i Koliasa, sy Sedesiasa zanak' i Maasiasa, izay maminany lainga aminareo amin' ny anarako: Indro izy hatolotro eo an-tanan' i Nabokodonozora, mpanjakan' i Babilona, ka hovonoiny eo imasonareo. Ainsi parle Yahvé Sabaot, le Dieu d' Israël, au sujet d' Ahab, fils de Qolaya, et de Cidqiyyahu, fils de Maaséya, qui vous prophétisent en mon nom des mensonges : Voici, je vais les livrer entre les mains de Nabuchodonosor, roi de Babylone, qui les frappera sous vos yeux.