<-
->

Jer / Jr 30:7 Alas! for that day is great, so that none is like it: it is even the time of Jacob' s trouble, but he shall be saved out of it. Indrisy! fa lehibe izany andro izany, ka tsy misy tahaka azy; Andro fahoriana ho an' i Jakoba izany, nefa ho voavonjy ho afaka amin' izany ihany izy. Loza! fa lehibe izany andro izany, ka tsy misy toa azy! Andro fahoriana ho an' i Jakoba izany, kanefa hoafahana amin' izany izy. Malheur! C' est le grand jour! Il n' a pas son pareil! Temps de détresse pour Jacob, mais dont il sera sauvé.