<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 31:23 | Thus saith the |
Izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Mbola holavina indray ao amin' ny tanin' ny Joda sy ao amin' ny tanànany izao teny izao, raha hampodiko avy amin' ny fahababoany izy: Hotahin' i Jehovah anie ianao, ry fonenan' ny fahamarinana, sy ry tendrombohitry ny fahamasinana! | Izao no lazain' ny Tompon' ny tafika, Andriamanitr' Israely: Izao teny izao koa no holazaina any amin' ny tanin' i Jodà, sy amin' ny tanànany, raha avy izay hampodiako ireo lasan-ko babo tamin' izy ireo: Hohasoavin' ny Tompo anie hianao, ry firenen' ny fahamarinana, ry tendrombohitry ny fahamasinana! | Ainsi parle |