<-
->

Jer / Jr 31:24 And there shall dwell in Judah itself, and in all the cities thereof together, husbandmen, and they that go forth with flocks. Ary ny Joda sy ny tanànany rehetra dia hiara-monina ao aminy ho mpiasa tany sy ho mpilasy mitondra ny andian' ny ondry aman' osiny. Honina ao avokoa Jodà sy ny tanànany rehetra, ny mpiasa tany mbamin-dry zareo mitarika ny biby fiompy. Dans ce pays s' installeront Juda et toutes ses villes ensemble, les laboureurs et ceux qui conduisent le troupeau.