<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 33:13 | In the cities of the mountains, in the cities of the vale, and in the cities of the south, and in the land of |
Dia amin' ny tanàna any amin' ny tany havoana sy amin' ny tanàna any amin' ny tany lemaka amoron-tsiraka, ary amin' ny tanana any amin' ny tany atsimo sy amin' ny tanin' ny Benjamina sy amin' ny manodidina an' i Jerosalema ary amin' ny tanànan' ny Joda, ary ny ondry aman' osy mbola handroso araka ny fitondran' ny mpanisa azy, hoy Jehovah. | Eo amin' ny tanànan' ny tendrombohitra sy eo amin' ny tanànan' ny Sefelah sy eo amin' ny tanànan' ny negeba, eo amin' ny tanin' i Benjamina sy eo amin' ny manodidina an' i Jerosalema, ary eo amin' ny tanànan' i Jodà, dia mbola hizoran' ny biby fiompy eo ambanin' ny tànan' izay manisa azy, hoy Iaveh. | Dans les villes de la Montagne, du |