<-
->

Jer / Jr 34:13 Thus saith the Lord, the God of Israel; I made a covenant with your fathers in the day that I brought them forth out of the land of Egypt, out of the house of bondmen, saying, Izao no lazain' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Izaho efa nanao fanekena tamin' ny razanareo tamin' ny andro nitondrako azy nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta hiala tamin' ny trano nahandevozana nanao hoe: Izao no lazain' ny Tompo Andriamanitr' Israely: Nanao fanekena tamin' ny razanareo aho, fony aho nitondra azy ireo, nivoaka avy any amin' ny tany Ejipta, tamin' ny trano nahandevozana, nanao hoe: Ainsi parle Yahvé, le Dieu d' Israël. J' ai conclu avec vos pères, quand je les tirai du pays d' Egypte, de la maison de servitude, une alliance en disant