<-
->

Jer / Jr 35:18 And Jeremiah said unto the house of the Rechabites, Thus saith the Lord of hosts, the God of Israel; Because ye have obeyed the commandment of Jonadab your father, and kept all his precepts, and done according unto all that he hath commanded you: Ary ny taranak' i Rekaba dia nilazan' i Jeremia hoe: Izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Noho ny nahatananareo ny hafatr' i Jonadaba razanareo sy ny nitandremanareo ny hafany rehetra ary ny nanaovanareo araka izay rehetra nanafarany anareo, Ary hoy Jeremia tamin' ny fianakavian' ny Rekabita: Izao no lazain' ny Tompon' ny tafika, Andriamanitr' Israely: Noho hianareo nanaiky ny didin' i Jonadaba razanareo, sy nitandrina ny didiny rehetra, ary nanatanteraka izay rehetra nasainy nataonareo, Alors Jérémie dit au groupe rékabite : "Ainsi parle Yahvé Sabaot, le Dieu d' Israël. Puisque vous avez obéi à l' ordre de votre ancêtre Yonadab, que vous avez observé tous ses ordres et pratiqué tout ce qu' il vous a ordonné,