<-
->

Jer / Jr 35:3 Then I took Jaazaniah the son of Jeremiah, the son of Habaziniah, and his brethren, and all his sons, and the whole house of the Rechabites; Dia nalaiko Jazania, zanak' i Jeremia, zanak' i Habazinia, sy ny rahalahiny sy ny zanany rehetra mbamin' ny taranak' i Rekaba rehetra, Koa dia nalaiko Jezoniasa, zanak' i Jeremia, zanak' i Habsaniasa, mbamin' ireo rahalahiny sy ireo zanany rehetra ary ny fianakavian' ny Rekabita rehetra; Je pris donc Yaazanya, fils de Yirmeyahu, fils de Habaççinya, ainsi que ses frères et tous ses fils, tout le groupe des Rékabites;