<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 36:6 | Therefore go thou, and read in the roll, which thou hast written from my mouth, the words of the |
fa mandehana ianao, ka vakio eo anatrehan' ny vahoaka ao an-tranon' i Jehovah amin' ny andro fifadiankanina ny tenin' i Jehovah, izay efa nosoratanao avy tamin' ny vavako, ary vakio eo anatrehan' ny Joda rehetra izay tonga avy any amin' ny tanànany koa. | Ka mandehana ary hianao, ary vakio ao amin' ny horonan-taratasy nosoratanao, araka izay nanononako azy, ny tenin' ny Tompo mba ho ren' ny vahoaka ao an-tranon' ny Tompo amin' ny andro fifadian-kanina; vakio izany ho ren' izay rehetra an' i Jodà izay tonga avy any an-tanànany. | Mais tu iras, toi, lire au peuple, dans le rouleau que tu as écrit sous ma dictée, toutes les paroles de |