<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 37:1 | And king |
Ary Zedekia mpanjaka, zanak' i Josia, dia nanjaka nandimby an' i Jekonia, zanak' i Joiakima, fa nampanjakain' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, tao amin' ny tanin' ny Joda izy; | Sedesiasa zanak' i Josiasa no nanjaka nandimby an' i Jekoniasa zanak' i Joakima; Nabokodonozora mpanjakan' i Babilona no nanangana azy ho mpanjaka amin' ny tanin' i Jodà. | Le roi |