<-
->

Jer / Jr 37:17 Then Zedekiah the king sent, and took him out: and the king asked him secretly in his house, and said, Is there any word from the Lord? And Jeremiah said, There is: for, said he, thou shalt be delivered into the hand of the king of Babylon. dia naniraka haka azy Zedekia mpanjaka; ary ny mpanjaka nanontany azy mangingina tao an-tranony nanao hoe: Moa misy teny avy tamin' i Jehovah tokoa va? Dia hoy Jeremia: Eny, misy; ary hoy koa izy: Hatolotra eo an-tànan' ny mpanjakan' i Babylona ianao. vao nanirahan' i Sedesiasa nesorina tao. Dia nanontaniany mangingina tao an-tranony izy nataony hoe: Moa misy teny avy amin' ny Tompo? Ka hoy ny navalin' i Jeremia: Eny! sady nampiany hoe: Hatolotra eo an-tànan' ny mpanjakan' i Babilona hianao. Le roi Sédécias l' envoya chercher. Et secrètement, dans son palais, le roi lui demanda : "Y a-t-il une parole de Yahvé?" Jérémie répondit : "Oui!" Et il ajouta : "Entre les mains du roi de Babylone, tu seras livré!"