<-
->

Jer / Jr 37:19 Where are now your prophets which prophesied unto you, saying, The king of Babylon shall not come against you, nor against this land? Aiza moa ireo mpaminaninareo, izay naminany taminareo hoe: Tsy ho avy hiady aminareo na hamely ity tany ity ny mpanjakan' i Babylona? Ary aiza moa ireo mpaminaninareo naminany taminareo, nanao hoe: Tsy ho tonga hamely anareo na hamely ity tany ity ny mpanjakan' i Babilona, Où donc sont vos prophètes qui vous annonçaient : Il ne viendra pas contre vous, le roi de Babylone, ni contre ce pays?