<-
->

Jer / Jr 37:21 Then Zedekiah the king commanded that they should commit Jeremiah into the court of the prison, and that they should give him daily a piece of bread out of the bakers' street, until all the bread in the city were spent. Thus Jeremiah remained in the court of the prison. Dia nasain' i Zedekia mpanjaka nataony teo amin' ny kianjan' ny trano fiambenana Jeremia, ka nasainy nomena mofo iray isan' andro isan' andro avy any amin' ny fitoeran' ny mpanao mofo izy, ambara-pahalanin' ny mofo rehetra tao an-tanàna. Toy izany no nitoeran' i Jeremia teo amin' ny kianjan' ny trano fiambenana. Dia nanome teny Sedesiasa mpanjaka, hitana an' i Jeremia ao an-kianjan' ny tranomaizina sy hanome azy mofo iray lehibe isan' andro avy any amin' ny araben' ny Mpanao mofo, mandra-pahalanin' ny mofo rehetra ao an-tanàna. Izany no nitoeran' i Jeremia tao amin' ny kianjan' ny tranomaizina. Alors le roi Sédécias donna un ordre : on enferma Jérémie dans la cour de garde et on lui remit chaque jour une galette de pain, venant de la rue des boulangers, jusqu'à ce qu' il n' y eût plus de pain dans la ville. Ainsi Jérémie resta dans la cour de garde.