<-
->

Jer / Jr 37:7 Thus saith the Lord, the God of Israel; Thus shall ye say to the king of Judah, that sent you unto me to enquire of me; Behold, Pharaoh' s army, which is come forth to help you, shall return to Egypt into their own land. Izao no lazain' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Izao no lazaonareo amin' ny mpanjakan' ny Joda, izay naniraka anareo hankatý amiko hanontany amiko: Indro, ny miaramilan' i Farao, izay efa niainga hamonjy anareo, dia hiverina ho any Egypta taniny; Izao no lazain' ny Tompo Andriamanitr' Israely: Izao no teny hataonareo amin' ny mpanjakan' i Jodà, naniraka anareo hanontany amiko: Ny tafik' i Faraona izay efa nivoaka hamonjy anareo, dia hiverina ho any amin' ny taniny any Ejipta indray; Ainsi parle Yahvé, le Dieu d' Israël. Au roi de Juda qui vous a envoyés vers moi pour me consulter, vous donnerez cette réponse : L' armée de Pharaon est sortie à votre secours? Elle va s' en retourner en son pays d' Egypte!