<-
->

Jer / Jr 38:10 Then the king commanded Ebedmelech the Ethiopian, saying, Take from hence thirty men with thee, and take up Jeremiah the prophet out of the dungeon, before he die. Ary ny mpanjaka nandidy an' i Ebeda-meleta Etiopiana hoe: Mitondrà telo-polo lahy hiaraka aminao hampakatra an' i Jeremia mpaminany hiala ao anaty lavaka, dieny tsy mbola maty izy. Dia nanome teny an' i Abdemeleka etiopiana ny mpanjaka nanao hoe: Mangalà olona telopolo lahy etoana, hiaraka aminao, ka ampakaro i Jeremia mpaminany avy ao an-davaka dieny mbola tsy maty izy. Alors le roi donna cet ordre au Kushite Ebed-Mélek : "Prends ici 30 hommes avec toi, et remonte de la citerne le prophète Jérémie avant qu' il ne meure."