<-
->

Jer / Jr 38:13 So they drew up Jeremiah with cords, and took him up out of the dungeon: and Jeremiah remained in the court of the prison. ka dia nosintoniny tamin' ny mahazaka Jeremia ka nakariny avy tao anaty lavaka, ary dia nitoetra teo amin' ny kianjan' ny trano fiambenana izy. Ka nosintonin' izy ireo tamin' ny tady izy, dia nampakariny avy ao an-davaka. Ary Jeremia nitoetra teo an-kianjan' ny fiambenana. Alors ils soulevèrent Jérémie au moyen des cordes et le remontèrent de la citerne. Et Jérémie resta dans la cour de garde.