<-
->

Jer / Jr 38:14 Then Zedekiah the king sent, and took Jeremiah the prophet unto him into the third entry that is in the house of the Lord: and the king said unto Jeremiah, I will ask thee a thing; hide nothing from me. Ary Zedekia mpanjaka naniraka naka an' i Jeremia mpaminany hankao aminy tao amin' ny fidirana fahatelo, izay ao an-tranon' i Jehovah. Dia hoy ny mpanjaka tamin' i Jeremia: Hanontany zavatra kely aminao aho, ka aza anafenana. Tamin' izay dia naniraka haka an' i Jeremia Sedesiasa mpanjaka mba ho ao aminy, ao amin' ny fidirana fahatelo, amin' ny tranon' ny Tompo. Dia hoy ny mpanjaka tamin' i Jeremia: Misy zavatra hanontaniako anao, ka aza anafenana aho. Le roi Sédécias envoya chercher le prophète Jérémie à la troisième entrée du Temple de Yahvé. Le roi dit à Jérémie : "Je veux te réclamer une parole; ne me la cèle pas!"