<-
->

Jer / Jr 38:20 But Jeremiah said, They shall not deliver thee. Obey, I beseech thee, the voice of the Lord, which I speak unto thee: so it shall be well unto thee, and thy soul shall live. Fa hoy Jeremia: Tsy hanolotra anao izy tsy akory. Trarantitra ianao, ankatoavy ny tenin' i Jehovah, izay lazaiko aminao, mba hahita soa ianao, ka ho velona ny ainao. Fa hoy ny navalin' i Jeremia: Tsy hanolotra anao ny olona; mba henoy re ny feon' ny Tompo amin' izay ambarako aminao, dia hahita soa amin' izay hianao ary ho voavonjy ny ainao. Jérémie répondit : "On ne te livrera pas. Ecoute donc la voix de Yahvé, selon laquelle je t' ai parlé, alors tu t' en trouveras bien et tu auras la vie sauve.