<-
->

Jer / Jr 38:24 Then said Zedekiah unto Jeremiah, Let no man know of these words, and thou shalt not die. Dia hoy Zedekia tamin' i Jeremia: Aoka tsy ho ren' olona ary izany teny izany, mba tsy ho faty ianao. Dia hoy Sedesiasa tamin' i Jeremia: Aoka tsy hisy olona hahare na inona na inona amin' izao resaka izao, dia tsy ho faty hianao. Sédécias dit à Jérémie : "Que nul n' ait connaissance de ces paroles, sinon tu mourrais.