<-
->

Jer / Jr 38:9 My lord the king, these men have done evil in all that they have done to Jeremiah the prophet, whom they have cast into the dungeon; and he is like to die for hunger in the place where he is: for there is no more bread in the city. Ry tompokolahy mpanjaka, ratsy avokoa izay rehetra nataon' ity firenena ity tamin' i Jeremia mpaminany, fa nataony tao an-davaka izy ka ho faty mosary ao amin' izay itoerany, satria tsy misy mofo intsony ato an-tanàna. Ry mpanjaka tompoko ô, ratsy izany nataon' ireo olona ireo tamin' ny nitondrany toy izany an' i Jeremia mpaminany, fa nampidininy ao an-davaka izy; ho faty mosary ao ihany izy, satria tsy misy mofo intsony eto an-tanàna. "Monseigneur le roi, ils ont mal agi ces gens-là, en traitant de la sorte le prophète Jérémie; ils l' ont jeté dans la citerne : il va mourir de faim sur place car il n' y a plus de pain dans la ville."