<-
->

Jer / Jr 39:1 In the ninth year of Zedekiah king of Judah, in the tenth month, came Nebuchadrezzar king of Babylon and all his army against Jerusalem, and they besieged it. Ary rehefa afaka Jerosalema (tamin' ny volana fahafolo tamin' ny taona fahasivy nanjakan' i Zedekia, mpanjakan' ny Joda, no nahatongavan' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, sy ny miaramilany rehetra hamely an' i Jerosalema ka nanao fahirano azy; Tamin' ny volana fahafolo, amin' ny taona fahasivy nanjakan' i Sedesiasa, mpanjakan' i Jodà, dia tonga teo anoloan' i Jerosalema Nabokodonozora, mpanjakan' i Babilona, mbamin' ny tafiny rehetra, ka nanao fahirano azy. La neuvième année de Sédécias, roi de Juda, le dixième mois, Nabuchodonosor, roi de Babylone, vint attaquer Jérusalem avec toute son armée et ils en firent le siège.