<-
->

Jer / Jr 39:2 And in the eleventh year of Zedekiah, in the fourth month, the ninth day of the month, the city was broken up. ary nony tamin' ny andro fahasivy tamin' ny volana fahefatra tamin' ny taona fahiraika ambin' ny folo nanjakan' i Zedekia, dia nisy voabanga ny tanàna), Tamin' ny taona faharaika ambin' ny folo nanjakan' i Sedesiasa, volana fahefatra, andro fahasivin' ny volana, dia nisy voabanga ny tanàna; La onzième année de Sédécias, au quatrième mois, le neuf du mois, une brèche fut pratiquée dans la ville.