<-
->

Jer / Jr 39:7 Moreover he put out Zedekiah' s eyes, and bound him with chains, to carry him to Babylon. Ary nopotsiriny ny mason' i Zedekia, dia nafatony tamin' ny gadra varahina izy ho entiny any Babylona. Rahefa izany dia nopotsiriny ny mason' i Sedesiasa, ary nafatony tamin' ny rojo varahana roa izy hoentiny any Babilona. Puis il creva les yeux de Sédécias et le mit aux fers pour l' emmener à Babylone.