<-
->

Jer / Jr 4:11 At that time shall it be said to this people and to Jerusalem, A dry wind of the high places in the wilderness toward the daughter of my people, not to fan, nor to cleanse, Amin' izany andro izany dia holazaina amin' ity firenena ity sy Jerosalema hoe: Hisy rivo-mahamay avy any an-tendrombohitra mangadihady any an-efitra hankamin' ny oloko zanakavavy, kanefa tsy hikororohana na hanadiovana. Amin' izany andro izany, dia hilazana ity firenena ity sy Jerosalema hatao hoe: Misy rivo-mahamay avy any amin' ny havoana any an' efitra, eo amin' ny làlana mankany amin' ny zanakavavin' ny vahoakako, ka tsy hikororohana na hanadiovana; En ce temps-là on dira à ce peuple et à Jérusalem le vent brûlant des hauteurs, au désert, arrive sur la fille de mon peuple. Ce n' est ni pour vanner ni pour épurer!