<-
->

Jer / Jr 4:16 Make ye mention to the nations; behold, publish against Jerusalem, that watchers come from a far country, and give out their voice against the cities of Judah. Lazaonareo amin' ny firenena, torio amin' i Jerosalema hoe: Misy mpanao fahirano avy any an-tany lavitra ka manakora hamely ny tanànan' ny Joda. Ampandreneso ny firenena izany; ambarao azy ireo ny lozan' i Jerosalema. Misy mpanao fahirano avy any an-tany lavitra, manao akoralava hamely ny tanànan' i Jodà. Faites savoir ceci aux nations, proclamez-le contre Jérusalem les ennemis arrivent d' un lointain pays et poussent leur cri contre les villes de Juda;