<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 4:22 | For my people is foolish, they have not known me; they are sottish children, and they have none understanding: they are wise to do evil, but to do good they have no knowledge. | Fa adala ny oloko, Izaho tsy mba fantany; Zaza tsy misy saina izy sady tsy manam-pahalalana; Raha ny hanao ratsy, dia hendry izy; Fa ny hanao soa kosa tsy fantany. | Izany, dia noho ny hadalan' ny vahoakako! Fa tsy mba mahalala ahy akory izy ireo; zaza tsy misy saina, sy tsy manam-pahalalana izy, ka ny manao ratsy no mahakinga azy; fa ny manao soa tsy fantany akory. | C' est que mon peuple est stupide, ils ne me connaissent pas, ce sont des enfants sans réflexion, ils n' ont pas d' intelligence; ils sont sages pour faire le mal, mais ne savent pas faire le bien. |