<-
->

Jer / Jr 4:3 For thus saith the Lord to the men of Judah and Jerusalem, Break up your fallow ground, and sow not among thorns. Fa izao no lazain' i Jehovah amin' ny Joda sy Jerosalema: Hevoy ny tombamborakareo, fa aza mamafy amin' ny tsilo. Fa izao no lazain' ny Tompo amin' ny olona ao Jodà sy Jerosalema: Asao ny tanivaonareo, ary aza mamafy amin' ny tsilo. Car ainsi parle Yahvé aux gens de Juda et à Jérusalem Défrichez pour vous ce qui est en friche, ne semez rien parmi les épines.