<-
->

Jer / Jr 40:10 As for me, behold, I will dwell at Mizpah, to serve the Chaldeans, which will come unto us: but ye, gather ye wine, and summer fruits, and oil, and put them in your vessels, and dwell in your cities that ye have taken. Ary ny amiko, dia, indro, honina any Mizpa aho hanompo ny Kaldeana izay ho avy etý amintsika; fa ianareo dia manangona divay sy voankazo masaka fahavaratra ary diloilo, ka ataovy ao amin' ny fitehirizanareo, dia monena amin' izay tanàna nidiranareo. Ny amiko, dia honina ao Masfà aho, ho mpanao raharahan' ny Kaldeana, tonga atý aminareo; ary hianareo kosa, angony ny divay amam-boankazo sy diloilo, ka ataovy amin' ny fasiana azy, dia monena amin' izay tanànareo, izay hipetrahanareo. Pour moi, voici, je m'établis à Miçpa comme responsable en face des Chaldéens qui viennent chez nous. Mais vous, faites la récolte du vin, des fruits et de l' huile, remplissez vos jarres et demeurez en vos villes, que vous occupez."