<-
->

Jer / Jr 40:16 But Gedaliah the son of Ahikam said unto Johanan the son of Kareah, Thou shalt not do this thing: for thou speakest falsely of Ishmael. Fa hoy Gedalia, zanak' i Ahikama, tamin' i Johanana, zanak' i Karea: Aza manao izany ianao, fa miampanga lainga foana an' Isimaela ianao. Fa izao no nolazain' i Godoliasa, zanak' i Ahikama, tamin' i Johanana, zanak' i Karea: Aza manao izany, fa tsy marina akory izay lazainao momba an' Ismaely. Mais Godolias, fils d' Ahiqam, répondit à Yohanân, fils de Qaréah : "Ne fais pas cela, car ce que tu dis sur Yishmaèl est faux!"