<-
->

Jer / Jr 40:2 And the captain of the guard took Jeremiah, and said unto him, The Lord thy God hath pronounced this evil upon this place. An' ny lehiben' ny mpiambina dia naka an' i Jeremia ka nanao taminy hoe: Jehovah Andriamanitrao nanambara izao loza izao, izay nanjo ity tanàna ity. Nentin' ny lehiben' ny mpiambina Jeremia, ka nilazany hoe: Iaveh Andriamanitrao efa nanambara izao loza izao amin' ity tanàna ity, ka nahatonga azy izy. Le commandant de la garde prit donc Jérémie et lui dit "Yahvé, ton Dieu, avait prédit ce malheur pour ce pays