<-
->

Jer / Jr 40:6 Then went Jeremiah unto Gedaliah the son of Ahikam to Mizpah; and dwelt with him among the people that were left in the land. Ary Jeremia nankany amin' i Gedalia, zanak' i Ahikama, tany Mizpa ka niara-nonina taminy tao amin' ny vahoaka izay sisa velona tamin' ny tany. Nankany amin' i Godoliasa, tany Masfà, Jeremia, ka niara-nonina taminy, teo amin' ny vahoaka sisa navela teo amin' ny tany. Et Jérémie se rendit à Miçpa, auprès de Godolias, fils d' Ahiqam, et demeura avec lui, parmi ceux du peuple qui étaient restés dans le pays.