<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 40:9 | And |
Ary Gedalia, zanak' i Ahikama, zanak' i Safana, dia nianiana taminy sy tamin' ny olona-peheziny nanao hoe: Aza matahotra hanompo ny Kaldeana; monena amin' ny tany, ka manompoa ny mpanjakan' i Babylona, dia hahita soa ianareo. | Dia izao no nolazain' i Godoliasa, zanak' i Ahikama, zanak' i Safàna tamin' izy ireo sy tamin' ireo olom-peheziny: Aza matahotra ny hanompo ny Kaldeana hianareo; monena amin' ny tany, manompoa ny mpanjakan' i Babilona, dia hahita soa hianareo. |