<-
->

Jer / Jr 41:13 Now it came to pass, that when all the people which were with Ishmael saw Johanan the son of Kareah, and all the captains of the forces that were with him, then they were glad. Ary ny olona rehetra izay tao amin' Isimaela, nony nahita an' i Johanana, zanak' i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra izay tao aminy, dia faly. Faly ireo vahoaka rehetra teo amin' Ismaely, nony nahita an' i Johanana zanak' i Karea, mbamin' ny mpifehy miaramila rehetra niaraka taminy, A la vue de Yohanân, fils de Qaréah, et de tous les officiers qui l' accompagnaient, tout le peuple autour de Yishmaèl éclata de joie.