<-
->

Jer / Jr 41:2 Then arose Ishmael the son of Nethaniah, and the ten men that were with him, and smote Gedaliah the son of Ahikam the son of Shaphan with the sword, and slew him, whom the king of Babylon had made governor over the land. Dia nitsangana Isimaela, zanak' i Netania, sy ireo olona folo lahy niaraka taminy ka namely sabatra an' i Gedalia, zanak' i Ahikama, zanak' i Safana, dia nahafaty ilay efa nataon' ny mpanjakan' i Babylona ho mpanapaka ny tany. Ary nitsangana Ismaely, zanak' i Nataniasa, mbamin' ireo olona folo lahy niaraka taminy, ary namely sabatra an' i Godoliasa, zanak' i Ahikama, zanak' i Safàna, ka matiny izy ilay napetraky ny mpanjakan' i Babilona ho governora amin' ny tany, Yishmaèl, fils de Netanya, se leva avec ses dix hommes et ils frappèrent de l'épée Godolias, fils d' Ahiqam, fils de Shaphân. Ainsi firent-ils mourir celui que le roi de Babylone avait préposé au pays.