<-
->

Jer / Jr 41:3 Ishmael also slew all the Jews that were with him, even with Gedaliah, at Mizpah, and the Chaldeans that were found there, and the men of war. Ary ny Jiosy rehetra izay tao aminy, dia izay tao amin' i Gedalia tao Mizpa, sy ny Kaldeana izay hita tao ary ny miaramila dia novonoin' Isimaela avokoa. mbamin' ny Jodeana rehetra, izay tao aminy, dia tao amin' i Godoliasa, tao Masfà; novonoin' Ismaely koa ny Kaldeana sendra tao, dia ny olona mpiady. De même, tous les Judéens qui étaient avec lui, Godolias, à Miçpa, et les Chaldéens qui se trouvaient là c'étaient des hommes de guerre Yishmaèl les tua.