<-
->

Jer / Jr 41:4 And it came to pass the second day after he had slain Gedaliah, and no man knew it, Ary nony ampitson' ny andro namonoana an' i Gedalia, raha tsy mbola nisy olona nahalala izany, Nony afak' ampitson' ny andro namonoana an' i Godoliasa, raha mbola tsy nisy olona nahalala izany akory, Le deuxième jour après le meurtre de Godolias, alors que personne encore n'était au courant,