<-
->

Jer / Jr 41:5 That there came certain from Shechem, from Shiloh, and from Samaria, even fourscore men, having their beards shaven, and their clothes rent, and having cut themselves, with offerings and incense in their hand, to bring them to the house of the Lord. dia nisy valo-polo lahy avy tany Sekema sy Silo ary Samaria, izay samy mihara-bolom-bava, sady voatriatra ny fitafiany, ary voatetika ny tenany, nitondra fanatitra sy ditin-kazo mani-pofona teny an-tànany ho entina ao an-tranon' i Jehovah. nisy olona valopolo lahy tonga avy any Sikema sy Silao ary Samaria, samy voaharatra ny volom-bavany, voatriatra ny fitafiany, voatetika ny tenany, nitondra fanatitra aman' emboka manitra, haterina ao an-tranon' ny Tompo. arrivèrent des hommes de Sichem, Silo et Samarie, au nombre de 80, avec la barbe rasée, les vêtements déchirés, et le corps marqué d' incisions; ils portaient des oblations et de l' encens qu' ils voulaient présenter au Temple de Yahvé.