<-
->

Jer / Jr 41:7 And it was so, when they came into the midst of the city, that Ishmael the son of Nethaniah slew them, and cast them into the midst of the pit, he, and the men that were with him. Ary nony tonga tao afovoan' ny tanàna izy ireo, dia novonoin' Isimaela, zanak' i Netania, mbamin' ny olona nanaraka azy izy ka nariany tao anaty lavaka famorian-drano. Kanjo vao tonga teo afovoan' ny tanàna izy ireo, dia novonoin' Ismaely, zanak' i Nataniasa sy iretsy olona niaraka taminy, ka natsipiny tao afovoan' ny lava-drano. Mais quand ils eurent pénétré en pleine ville, Yishmaèl, fils de Netanya, les égorgea, aidé de ses hommes, et les fit jeter au fond d' une citerne.