<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 41:8 | But ten men were found among them that said unto |
Fa nisy folo lahy tamin' ireo nanao tamin' Isimaela hoe: Aza vonoina izahay; fa manan-tahiry any an-tsaha izahay, dia vary tritika sy vary hordea sy diloilo ary tantely. Ka dia nijanona izy, fa tsy namono ireo tahaka ny efa nataony tamin' ny namany. | Nisy folo lahy tamin' izy ireo anefa, nilaza tamin' Ismaely hoe: Aza mba vonoina izahay, fa manam-pitaovana miafina any an-tsaha, dia varim-bazaha, orja, diloilo, sy tantely. Ka dia nijanona izy, fa tsy namono an' ireo teo afovoan' iretsy rahalahiny. | Toutefois, parmi ces gens, il s' en trouva dix qui dirent à |